Entry | 1 fafazo |
Root | 2 fafy |
Part of speech | 3 imperative of passive verb fafazana |
Examples |
4 fafazo rano ny tsihy (Eparpillez de l’eau sur la natte) [1.3#137] 5 Alohan'ny handehanana eny an-tsaha na any anaty ala izay ahitana be indrindra ireo dia fafazo solifara ny hoditra - indrindra ny ranjo na ny kitrokely, hatotanana, andilana ary ny tenda. [2.424#] |
Tables and plates |
6 All the passive imperatives |
Updated on 2024/06/09 |