Entry | fafa vandana | ||
Elementary words | fafa ; vandana | ||
Part of speech | locution | ||
Explanations in Malagasy | Fomba famafana tsizarizary na zara fa vita: Ianao izany lahy, anaka, manao fafa vandana [1.1] | ||
Fomba famafa ratsy fa etsỳ sy erỳ fotsiny no ampandalovina ny kifafa [1.1] | |||
Compound words |
| ||
Updated on 2024/04/16 |