Entry | 1 ezaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanaovana ny faran' ny azo atao: Manao an' ezaka Rangahy io rehefa miasa 4 Fikelezana aina, fikirizana: Tsy ampy ezaka ilay zazalahy ka tsy nahavikina ny hady 5 Halaviran-dalana antonintoniny: Lavitra ezaha ihany hatreto ka hatrery am-body paiso. [1.1] |
Explanations in English |
6 a serious effort [1.7] |
Explanations in French |
7 course [1.3#133, 1.5] 8 tension [1.3#133, 1.5] 9 ce mot s'applique à tout acte moral ou physique fait avec effort, élan, entrain, application, violence, contrainte [1.3#133] 10 effort [1.8, 1.5] 11 entrain [1.8] |
Examples |
12 Lavitra ezaka hatreto sy hatrany (Il y a une bonne trotte d'ici là) [1.3] 13 Hanao ezaka araka izay vitantsika. [2.472] 14 Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko. [2.583] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 22 akeza, ezaka |
Updated on 2023/05/24 |