Entry | 1 evanjelista |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1#190] [fr. évangéliste] Anarana nomena azy efa-dahy nanoratra ny Evanjely na ny Filazantsara, dia i Matio, Marka, Lioka ary Joany |
Explanations in French |
4 [1.3#133] évangéliste |
Examples |
5 [2.649#] Andriamiraho, Evanjelista kosa no nitarika ny resaka; 6 [2.270#] Tonga tany Ambohibary Ray ny mpivavaka notarihin' ny evanjelista. 7 [2.588#] Johnson mianakavy ary Ingahy Rajaobelina Evanjelista, mbamin'izay rehetra míandany aminy. |
Vocabulary |
8 Religions, Beliefs |
Analogs | 9 evanjelisitra, evanjelistra |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |