|
|
|
|

Entry (1/3)1  etsaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  lena tanteraka amin' ny rano na ranonorana, vonto
4  boboka, ampoka [1.1]
Explanations in French  5  imbibé, saturé d'eau [1.3]
Examples  6  etsaky ny orana ny tambohonay vao natsangana ka nirodana [1.1]
7  etsaky ny ranonorana ny ampiantany ka nietsaka (Le mur en terre a été imbibé de pluie et s’est éboulé) [1.3]

Entry (2/3)8  etsaka
Part of speech  9  adjective
Explanations in Malagasy  10  tofoka [Bara] [1.78]
11  afa-po tanteraka: Etsaka ny faniriako
12  boboka, ampoka [1.1]
Explanations in English  13  sufficient, enough. Used primarily of that which quenches thirst, and then of anything which is sufficient or enough [1.2]
Explanations in French  14  satisfait, comblé [1.3]
Examples  15  etsaka hatramin ’ ny volondohako aho (Je suis imbibé jusqu’aux cheveux de ma tête = Je suis très satisfait [1.3]
16  etsaka ny faniriako (Mes voeux sont comblés [1.3]
Compound words 

Entry (3/3)18  etsaka
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  Famelezana tsy mihambahamba sady an-kisesy, famonoana sesilany [1.1]
Explanations in French  21  coups, action de battre [1.3]
Derivatives 
22  Names :
Synonyms  23  etsaketsaka

Anagrams  24  akatse, aketsa, atseka, etsaka, Tesaka, tesaka

Updated on 2020/07/31