|
|
|
|

Entry1  eseka
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  [fr. échec] Kilalaon-tsaina misy efitrefitra 64 ka ny 32 (16 avy ny an-daniny sy ny an-kilany) no andaharana vato 6 karazana, ny roa voalohany amin' ireo dia ny mpanjakalahy sy ny mpanjakavavy. Samy manana ny fandehany avy ireo vato ireo ka mifampihinana; rahefa ny mpanjakalahy no lany dia izay no faharesena [1.1]
Explanations in English  5  Chess [3.1]
6  échec [3.1]

Anagrams  7  akese, eseka

Updated on 2020/07/31