Entry | erina | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fitadiavana hahazo bebe kokoa noho izay efa azo: fanaovana izay hahazoana bebe kokoa noho ny anjaran' ny tena; tsy fahafahampo amin' izay efa azo sy nomen' ny olona. [1.1] | ||||||||||||
Explanations in French | Action de se montrer mécontent, de murmurer en recevant quelque chose, de demander davantage [1.3] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Anagrams | erina, ireña |
Updated on 2020/07/31 |