|
|
|
|

Entry1  Eopa
Part of speech  2  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.13] iray amin'ireo fizaràna dimy eto amin'izao tontolo izao, voafaritry ny Oseana Arktika sy Atlantika; ny ranomasina Meditaranea, ny ranomasina Mainty, ny tendrombohitr'i Caucases, ny ranomasina Kaspiena sy ny tendrombohitr'i Oural
Explanations in French  4  [1.13] Europe
Vocabulary  5  Geography: countries, people
Analogs  6  eoropeanina

Updated on 2024/12/12