Entry (1/4) | 1 elo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra vita amin' ny lamba ho aro amin' ny hainandro na ny ranonorana: Velaro haingana ny elo fa avy ny orana [1.1] 4 trano heva [1.13] |
Explanations in English |
5 a parasol or umbrella [1.7] |
Explanations in French |
6 parasol, parapluie [1.8] 7 petit hangar, chalet; parapluie [1.13] |
Examples |
8 elo manga miofon'andro ambony loha; [1.257] 9 Nijanona teroa Mangabe izy, dia novelariny ny elo mena. [2.508] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/4) | 17 elo |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 fialonana [Taimoro]
[1.78] |
Vocabulary |
20 Emotions |
Entry (3/4) | 21 elo |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 aretina [Taisaka]
[1.78] 24 aretina: Tañala hafa no mañelo andoha ka i Boto ñ'mifehy loha (Tanala hafa no marary an-doha ka i Boto no mifehy loha) [Tanala] [1.78] |
Explanations in French |
25 maladie (en général) [Taisaka]
[1.82] |
Vocabulary |
26 Health |
Entry (4/4) | 27 elo |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in Malagasy |
29 fanahy [Bara]
[1.78] |
Anagrams | 30 elo, leo, ole |
Updated on 2023/05/25 |