|
|
|
|

Entry1  efapolo
Elementary words  2  efatra, folo
Part of speech  3  adjective
Explanations in English  4  Forty [3.1]
Explanations in French  5  Quarante [3.1]
International  6  40 [3.1]
Examples  7  efapolo no natsipiko teo. [2.4#76]
8  Dia nandry efapolo taona ny tany. [2.996]
9  Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany. [2.472]
Vocabulary  10  Mathematics: arithmetic
Derivatives 
11  Adverbs :
Tables and plates  12  The Numbers
Article  13  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Updated on 2024/08/13