|
|
|
|

Entry1  efa-joro
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in English  3  [1.7] square, a square
Explanations in French  4  [1.3#875, 1.8] carrĂ©
5  [1.3#875] qui a quatre angles, rectangulaire
6  [1.8] un carrĂ©
7  [1.13][efajoro] quadrangulaire
Examples  8  [2.356#] Teo anilany nisy karazan-tilikambo efajoro avobe izay nifarana tamin' ny sarina lohan'omby nipetaka tamin' ny lafiny efatra.
9  [2.470#] Tsihy madinika amam-polony, efajoro sahabo ho iray zehy no fatao lafika ambony lasitra, ary tena anton-draharaham-behivavy mihitsy ny fandrariana sy ny fanadiovana ireny.
Vocabulary  10  Mathematics: geometry
Elementary words  11  efatra, zoro

Updated on 2024/12/07