Entry | 1 dridridridry |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fitaraindrainana noho ny aretina na ny fahoriana: Tsy te handre ny fidridridridrin' io marary io aho 4 Famoahana feo maharitra hafahafa noho ny fikasohana tsy malama tsara: Akatony tsara ny varavarana fa tsy tantiko ny fidridridridriny tontolo andro [1.1] |
Explanations in English |
5 same as dredriDREdry. [1.2] |
Vocabulary |
6 Sound |
Derivatives |
|
Updated on 2020/07/31 |