Entry | 1 domelina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Donto, mahatsiaro ny loha ho mavesatra, tsy afa-manao na inona na inona: Mafy izay asaindroa andro nisesy izay: domelina mihitsy izany ny lohako [1.1] 4 donto [1.13] |
Explanations in French |
5 abruti [1.3#113, 1.13] 6 Qui a la tête fatiguée, lourde, qui a l'esprit accablé, incapable de travail, de réflexion; qui a perdu la mémoire [1.3#113] |
Examples |
7 tsy misotro toaka, tsy mifoka sigara, ary tsy mandray zava-maha-domelina; [2.424#] 8 Nangitsingitsina ny sofiko, domelina ny an-dohako, nipararetra ny molotro. [2.643#] |
Derivatives |
|
Synonyms | 10 donto |
Updated on 2023/03/12 |