Entry | dolelaka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | (teny tranainy) Koka lava, feo tokana lavareny rehefa miantso Fiantsoana olona ka halavaina na tarihina ho lava ny fanononana ny vaninteny farany amin' ny anarany na ampiana zana-peo toy ny a, ò! (ankehitriny) [1.1] | |
Vocabulary | Sound | |
Updated on 2020/07/31 |