Entry | 1 dofitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza fidonana amin-javatra, fiantraika na fipokan' ny zavatra roa, saingy ny iray manatona fa ny iray donina tsy mihontsina eo am-pitoerana fotsiny, na ny iray mandona mievotra fotsiny nony midona amin' ilay iray hafa. [1.1] |
Explanations in English |
4 root of voaDOfitra, doFIrina, miDOfitra, manDOfitra, andoFIrana, fiDOfitra [1.2#124] |
Explanations in French |
5 choc des projectiles, des fardeaux, des navires, des embarcations [1.3#111] |
Derivatives |
|
Anagrams | 10 difotra, dofitra |
Updated on 2020/07/31 |