|
|
|
|

Entry (1/3)1  doany
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  4  Toerana misy ny fasa-mpanjaka sakalava izay ivavahana angataham-pitahiana [1.1]5  toerana fijoroana (fivavahana) [Sihanaka] [1.78]
Explanations in French  6  résidence royale, capitale ; désigne aussi la mer. [Tankarana] [1.19]
Illustrations 
7 

Entry (2/3)8  doany
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [frantsay douane] Vola aloa ho fadintseranana 11  Sampan-draharaham-panjakana maka ny fadin-tseranana [1.1]
Synonyms  12  ladoany

Entry (3/3)13  doany (doana)
Part of speech  14  imperative of passive verb doanana
Tables and plates  15  All the passive imperatives

Anagrams  16  anôdy, doany, donay

Updated on 2020/07/31