|
|
|
|

Entry1  dipoavatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [fr. du poivre] Zavamaniry masiatsiaka karazana tsimperifery, fampiasa hampahatsiro sakafo, ka amin' ny endrika roa no isehoany: na vovobovoka mainty avy amin' ny voankazo aminy nototoina, na vovobovoka fotsy, avy amin' ny voany madinika ao anatiny kosa nototoina [1.1]
Explanations in English  4  pepper [Fr. de poivre] [1.2]
Explanations in French  5  (du français : « du poivre »). Nom du poivre en grains, préparé à partir des fruits de Piper nigrum L. (Piperaceae), introduit et cultivé. On en distingue deux sortes commerciales : [Tankarana] [1.196]
6  - le poivre noir : dipoavatra mainty, séché avec le péricarpe ;
7  - le poivre blanc : dipoavatra fotsy, débarrassée de son péricarpe et lavé avant le séchage.
8  Le poivre noir écrasé est incorporé à la farine de manioc pour faire des cataplasmes révulsifs ; appliqués dans les maladies pulmonaires, contre les douleurs articulaires, etc. [Betsimisaraka]
Examples  9  Raha tsy nisy ireny dia tsy nisy ny hiasa sy hamboly ny tany nampamokarana ny siramamy, ny nato, ny dipoavatra ets. [2.366]
Vocabulary  10  Botany: medicinal plants
Scientific name 

Updated on 2024/10/14