Entry | 1 dinta |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazana kankana monina eny an-tanimbary sy eny amin' ny honahona ary mitsentsitra ny ra; mora mipetaka amin' ny tenan' ny olombelona ny dinta noho ireo tandrony roa fanandrohany eo amin' ny lohany sy ny vodiny, izay indray mitsentsitra daholo; avy amin' izany no nahatonga ilay ohabolana hoe: Mihinan-droa tahaka ny dinta [1.1] |
Explanations in English |
4 a leech. Linta is used in the provinces [Mal. lintah] [1.2] 5 a leech [1.7] |
Explanations in French |
6 sangsue [1.8] |
Vocabulary |
7 Zoology: invertebrates |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word dinta |
Updated on 2023/08/11 |