|
|
|
|

Entry1  diningana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Voadingana, dinganina, dikaina: Nodiningany ny rainy ka tsy faly
Ihoarana: Nodiningany ny hady
Avala, hadino: Nodininganao ireto andalana roa ireto
Root  4  dingana
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Synonyms  8  voadingana

Anagrams  9  dinganina, dinginana, diningana, nadingany, nadingina, nangidian

Updated on 2025/01/21