Entry | dinam-pokonolona | |
Elementary words | dina ; fokonolona | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Lalàna amam-pitsipika nifaneken' ny fokonolona fa harahina. (Natao am-bava fotsiny taloha fa nampiarahina tamin' ny fianianana na velirano ny dinam-pokonolona; taty aoriana vao natao an-tsoratra ireo lalàna ireo ka nomena anarana hoe fanekem-pokonolona izy tamin' izay [1.1] | |
Updated on 2023/08/26 |