|
|
|
|

Entry (1/2)1  dila
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tafadify, takona ary nifandiso tsy nifankahita, tafahoatra, lasa: Dila ny amin' ny efatra, tsy hitanao eto intsony aho [1.1]
4  nidify [Tambahoaka] [1.78]
Explanations in English  5  not caught, imperfectly heard: dila ny sofiko: I have not heard well ~ dila vava aho: I was wrong in what I said ~ dila lalana: got into the wrong way ~ dila anaka: not having found one's child [Provincial] [1.2]

Entry (2/2)6  dila
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  ampombo [Bara] [1.78]
Vocabulary  9  Botany: grass
Synonyms  10  lila

Updated on 2020/07/31