Entry | difiteria | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [fr. diphtérie] Aretin' ny ankizy indrindra, izay miseho amin' ny tenda maharary miaraka amin' ny tazo maivamaivana; vetivety dia misy zavatra fotsifotsy miforona ka mandrakotra ny aty tenda na ny orona; raha tsy voavonjy haingana, dia mety hanentsina ny fiainan' ny marary ka mahafaty [1.1] | |
Vocabulary | Health | |
Origin | French: diphtérie. | |
Updated on 2020/07/31 |