|
|
|
|

Entry1  dieny
Part of speech  2  conjunction
Explanations in Malagasy  3  Famintinana ny hoe dia ny, izay midika hoe "raha mbola": Miasà dieny matanjaka [1.1]
Explanations in English  4  while yet, during the time that [1.7]
Explanations in French  5  pendant que, alors que [1.8]
Examples  6  Tsy aleo ve dia velezina ny vy dieny mafana? [2.528#]
7  Azoko tantaraina dieny izao izany fialany izany. [2.472#]
Compound words 
Tables and plates  9  All the conjunctions

Updated on 2022/05/02