Entry (1/2) | 1 diditra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 firaisana, na fifatorana tsy tsotra fa mifampiolanolana, na mifaningontsingotra be, sarotra vahana [1.10#D508] |
Explanations in English |
4 rolling, twisting. See fadiditra, vadiditra; lilitra also used [Provincial]
[1.2] |
Derivatives |
|
Synonyms | 9 liditra, fadiditra, vadiditra |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 11 diditra |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 toetra nolovana izay mamatotra mafy, mivadiditra; tarazo sarotra ialana; karazana 14 fiaviana, taranaka, fototra niandohana, razana [Betsimisaraka] [1.10#D508] 15 fomba na talenta na kilema nolovana [Sihanaka] [1.78] |
Updated on 2022/08/30 |