|
|
|
|

Entry1  didim-panjakana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Fanapahana na didy ataon' ny Governemanta, izay manana ny lanjan' ny lalàna [1.1]
4  didy avoakan'ny fitondram-panjakana [1.13]
Explanations in French  5  décret [1.13]
Vocabulary  6  Law
Synonyms  7  dekre
Proverbs  8  Proverbs containing the word didim-panjakana

Updated on 2020/07/31