Entry | 1 diakona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 (fivavahana protestanta.) Olona, lehilahy sy vehivavy, manam-py ny Mpitandrina amin' ny fitondrana sy fikarakarana ny fiangonana ka ireto avy ny lehibebe amin' ny andraikitra sahaniny: mikarakara ny fanaovana ny sakramenta sy ny fanaka momba azy; tompon' andraikitra amin' ny fandaminana sy fanginana ao an-trano fiangonana; mamangy ny marary sy ny mahantra; mikarakara ny ankizy sy ny tanora [1.1] |
Explanations in English |
4 a deacon [1.2] 5 a deacon [1.7] |
Explanations in French |
6 diacre [1.8] |
Examples |
7 diakona tao amin' ny FJKM Tranovato Ambatonakanga izy hatramin' ny 1966 ary Loholona tato aoriana. [2.508#] |
Vocabulary |
8 Religions, Beliefs |
Article |
9 Randzavola: diakona ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 10 andikao, diakona |
Updated on 2022/07/30 |