Entry (1/2) | 1 deradera (dera) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Fampisehoan-javatra amin' ny hafa hahazoana doka mba hieboana sy hireharehana [1.1] |
Explanations in French | 4 (duplicatif de dera) [1.3] |
Examples |
5 Tia deradera aoka izany iny tovolahy iny [1.1] |
Derivatives |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word deradera |
Entry (2/2) | 12 deradera |
Part of speech | 13 adjective |
Explanations in Malagasy | 14 Dondrona [Tanosy] [1.78] |
Anagrams | 15 deradera, redareda |
Updated on 2023/01/20 |