Entry | 1 dembana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Banga: Misy dembana amin' ny tamboho 4 Lempona, lesoka: Dembana ny ilan' ny vota vifotsy 5 Kepaka, miditra kely, mikemo: Demba-molotra ny antibavy [1.1] |
Explanations in French |
6 Déprimé, enfoncé par un coup, rentrant: Misy dembana ao amy ny ampiantany (Le mur est un peu déprimé en cet endroit) ~ Dembana ny ila vata vifotsy (Un côté de la caisse en fer-blanc est un peu enfoncé) ~ Dembana molotra io antibavy io (Cette vieille a les lèvres rentrantes) [1.3] |
Derivatives |
|
Synonyms | 10 demba |
Updated on 2020/07/31 |