Entry | 1 danesaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fandeha tsy miraidraika, tsy rototra 4 Fihetsika tsy maka sarotra 5 Famindran' ireo matavy izay mamindra miadana sy miresaresa [1.1] |
Explanations in English |
6 slowness, tardiness [1.2] |
Explanations in French |
7 Lenteur et mollesse dans la démarche [1.3] |
Derivatives |
|
Anagrams | 11 asendaka, danesaka |
Updated on 2020/07/31 |