Entry | 1 damba |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazan-trondro misoratsoratra volom-batolalaka raha mbola kely, ary mena saika mivaivay rehefa lehibe; halavany 35 sm (Paretroplus petiti) [Merina]
[1.1] |
Explanations in French |
4 nom d'une espèce de poisson, comme lako. [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
5 Zoology: fishes |
Synonyms | 6 kotso |
Updated on 2020/07/31 |