|
|
|
|

Entry (1/5)1  da
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazan-damba [1.1]
Explanations in English  4  a kind of print-calico [1.2]
Explanations in French  5  Damas, étoffe damassée [1.3]
Vocabulary  6  Economy: clothing

Entry (2/5)7  dama
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Karazam-panoto be loba fitotoana tany mba hifatratra tsara [1.1]
Explanations in French  10  hie de paveur [3.1]
Vocabulary  11  Tools

Entry (3/5)12  dama
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  Kilalaontsaina misy efitrefitra zato, mainty sy fotsy mifandimbindimby; ny vato dia voalahatra amin' ny laharan' efitrefitra roa farany, amin' ny andaniny sy an-kilany, ka mandroso izy ireo amin' ny laharan' efitrefitra tsy misy vato, ary dia mifampihinana amin' izay; ny an' ny dama, ihoarana no fihinana ny vato fa tsy tahaka ny an' ny fanorona izay aroso amin' ny toerana iray banga ka lany daholo ny vaton' ny ankilany amin' ny hitsin' ny tsipika nandrosoana azy; izay tapitra aloha ny vato no resy toy ny amin' ny fanorona ihany [1.1]
Vocabulary  15  Game

Entry (4/5)16  Dama
Part of speech  17  name (anthroponym)
Patronyms 
Tables and plates  19  Full list

Entry (5/5)20  Dama
Part of speech  21  name (anthroponym)
Explanations in Malagasy  22  fanafohezan' ny anarana Radama [3.1]
Examples  23  Voalohany indrindra, lay iretsy, indro i Dama [2.48]
24  Dama ô, tsy voalohany itsofako rano an' ialahy izao. [2.528]
Vocabulary  25  History: individuals
Synonyms  26  damalahy, damalahy, ilaidama, ilaidama, lahidama, lahidama, radama, radama
Tables and plates  27  Full list

Anagrams  28  Dama, dama, damà, Dama, dama, damà, Dama, dama, damà

Updated on 2023/07/25