|
|
|
|

Entry1  daikadaika
Root  2  daika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fandeha misabakabaka na mibekabeka ka mivelatra sy tsy mitsatoka mahitsy tsara ny tongotra roa, toy ny fanaon' ny zazakely vao miana-mandeha [1.1]
Explanations in French  5  jambes écartées. (bekabèka). [Tankarana] [1.19]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Names :
Synonyms  8  daika

Updated on 2023/01/20