Entry (1/4) | 1 c |
Part of speech | 2 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
3 Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns. [3.1] |
Tables and plates |
4 The Alphabets |
Illustrations |
|
Entry (2/4) | 6 C |
Part of speech | 7 adjective |
Explanations in Malagasy |
8 marika romana izay milaza ny isa 100 [3.1] |
Vocabulary |
9 Mathematics: arithmetic |
Tables and plates |
10 The Numbers |
Entry (3/4) | 11 c |
Part of speech | 12 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
13 ilazana ny halakim-pandehan'ny hazavana ao amin'ny habaka ny c amin'ny marika ifanekena fisika: c dia mira aminy 299.792,5 kilômetatra isan-tsegondra (300.000 noboriborina). [3.1] |
Vocabulary |
14 Physics |
Entry (4/4) | 15 C |
Part of speech | 16 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
17 dionariña na karbônina. Singa mivaingana, fahenina amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Explanations in English |
18 carbon [3.1] |
Explanations in French |
19 carbone [3.1] |
Vocabulary |
20 Chemistry |
Tables and plates |
21 Periodic Table |
Updated on 2024/09/07 |