|
|
|
|

Entry1  brahmanisma
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [fr. brahmanisme] Antokom-pivavahana amin' ny mponina Indianina saiky eran' ny taniny manontolo, mivavaka amin' andriamanitra maro, fa ny telo lehibe dia Brahma, Vishnou ary Civa
Vocabulary  4  Religions, Beliefs

Updated on 2024/12/07