|
|
|
|

Entry (1/5)1  boty
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Lalana tery [1.1]

Entry (2/5)4  boty
Part of speech  5  adjective
Explanations in Malagasy  6  Kely, madinika, tsy lehibe na be vava: Karama boty; hala-boty [1.1]
Compound words 

Entry (3/5)8  bôty
Part of speech  9  adjective
Explanations in Malagasy  10  Mahantra, ory, botry [1.78]

Entry (4/5)11  boty
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  Iavin' ny kamboty, simony, zaza tsy an-trano reny (maty na nisaoran' ny lahy ny reniny) [1.10]
14  Amin' ny Tsimihety, na ny kamboty ray ihany, na ny kamboty reny ihany, na ny maty ray sy reny, dia samy atao hoe boty. [1.10]
15  Kamboty [1.78]
Explanations in French  16  Orphelin [1.19]
17  Veau pour sacrifice [1.19]
Derivatives 
18  Nouns :
Synonyms  19  bôty

Entry (5/5)20  boty
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  Votsy [1.78]

Anagrams  23  boty, toby

Updated on 2020/07/31