Entry (1/2) | 1 boto |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 ankizy lahy kely [Taisaka]
[1.78] 4 Zazalahy kely: Nifaninana hazakazaka ny boto kely ka nahafinaritra erỳ ny nijery azy 5 Mpiasa an-trano fanirakiraka sy mpanao raharaha, mazàna voasisi-kevitra fanambaniana [1.1] |
Explanations in English |
6 a small boy [1.7] |
Explanations in French |
7 petit garçon, appellation des petits garçons [Taisaka]
[1.82] 8 petit garçon [1.8] |
Examples |
9 Nalefan' i boto hivarotra teny an-tsena indray. [2.445#] 10 Ao Andranosira indray isika vao haka an'i boto mirifatra. [2.442#] |
Compound words |
|
Patronyms |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word boto |
Entry (2/2) | 14 boto |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Volo mivondrona kely toa sanga eo an-tampondohan' ny vorona sasany [1.1] |
Vocabulary |
17 Zoology: (in general) |
Updated on 2023/02/14 |