|
|
|
|

Entry (1/2)1  botanaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Botrabotra sy makadiry ary mirotaka ny kibony 4  Mivonto na mibontsina. [1.1]
Explanations in French  5  énorme, boursouflé, ventru [1.3#87]
Derivatives 
6  Names :
7  Adjectives :
Synonyms  8  botinaka
Other spellings  9  botataka

Entry (2/2)10  botanaka
Part of speech  11  noun
Vocabulary  12  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  13  Biby maintimainty toy ny fandaibe, volovoloina ihany koa saingy tsy mandratra ny lainy. (Mipetaka mivangongo amin' ny vatan-kazo loaka no fahitana ny botanaka, mifanosina matevina eo toy ny taik' omby nafetaka; endasin' ny ankizy eny ambanivohitra asiany menaka ny botanaka, ataony be sira, ka haniny am-pankasitrahana izaitsizy) [1.1]

Anagrams  14  botanaka, tabonaka

Updated on 2023/01/18