Entry | 1 borozany |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [0] jereo borizano |
Examples |
4 [2.59#] ary ny nianamboninahitra sy ny miaramila, izay afaka ho borozany; 5 [2.366#] Rainimaharavo 16 voninahitra, Chief secretary of state sy Andriantsitohaina 16 voninahitra sy Rafaralahibemalo loholona lehibe amin' ny borozany no nanao sonia nisolo tena an-dRasoherina ary Finkelmeier masoivohon' ny fanjakana amerikana no nanao sonia tamin' ny andaniny. |
Other spellings | 6 borizany, borizano, borozano |
Anagrams | 7 borizano, borozany |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |