Entry (1/2) | 1 boriky |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ampondra [1.1] |
Examples |
4 Tsy nihinana ny nofon' ny boriky ny Jiosy; [1.38] 5 kely izy noho ny soavaly ary lava orona tahaka ny boriky; [1.38] |
Vocabulary |
6 Zoology: mammals |
Compound words |
|
Proverbs | 8 Proverbs containing the word boriky |
Article |
9 Randzavola: boriky ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 10 boriky |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 Olona donendrina, tsy mahalala na inona na inona fa bado velona: Ilay boriky vavy itỳ [1.1] |
Anagrams | 13 boriky, kibory |
Updated on 2022/07/30 |