Entry | 1 borahina |
Root | 2 boraka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Alaina ary vahana hisaratsaraka: Noborahin' ny Polisy ny entany tao an-tranony ka nahitana zavatr' olona maro Ambara, aseho tsy misy afenina |
Explanations in English |
5 [1.2] see boraka |
Examples |
6 [2.245#] fa tsy maintsy borahina hiaraha-mandinika; 7 [2.508#] borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao 8 [2.347#68] Ny alahelo, tompoko, raki-malala, ka raha tsy amin' olon-tiana tsy borahina. |
Morphology |
|
Synonyms | 13 aboraka |
Anagrams | 14 borahina, haborany, hirobana, hobarain, hobarany, hobarina, iborahan, niboraha, noharabi, norabahi, robahany |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |