Entry | 1 borabora |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Ratsy fehy, malemy fatotra: Boraborany fehin' ny entana fa ataovy mafimafy aloha vao mandeha 4 Vaventy fa malemy: Zazalahy borabora / Naivo vaventy fa kely aina 5 Mihanja vatana, na ratsy fitafy: Borabora fitafy lava izao iny olona iny 6 Malai-mihetsika, mitavozavoza: Olona borabora amin' izay rehetra ataony Rakoto [1.1] |
Explanations in English |
7 slack, loosely tied; inert, not firm, flabby. See rebareba, rerarera [1.2] |
Derivatives |
|
Anagrams | 13 borabora, robaroba |
Updated on 2020/07/31 |