Entry | bontanaka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Biby maintimainty toy ny fandaibe, sady volovoloina ihany koa saingy tsy mba mandratra ny lainy; mipetaka mivangongo mitambatra ranoray eny amin' ny vatan-kazo loaka no mazàna ahitana azy [1.1] | |
Vocabulary | Zoology: invertebrates | |
Updated on 2020/07/31 |