|
|
|
|

Entry (1/2)1  bonara
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  mosavy: misy bonara [Sihanaka] [1.78]

Entry (2/2)4  bonara
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  karazan-kazo fanao alokaloka sy aro-rivotra amin'ny voly kafe, [Tanala] [1.78]
7  Karazan-kazo an' ala maniry indrindra any amin' ny tanin' ny Sakalava izay mampiasa ny hodiny amin' ny fanaovana tombokavatsa [1.1]
Explanations in English  8  A tree which supplies a remedy for syphilitic tumours. Albizia lebbeck, Bth. The Sakalava use the bark in tatooing, and the scent of the flower is said to produce malarial fever. [French bois noir] [1.2]
9  Albizia
10  Cassia [2.515]
Explanations in French  11  Bois-noir. Albizia lebbeck, Benth. [1.3]
12  espèce d'arbre, bois noir. [Tankarana] [1.19]
13  (du français « bois noir ») Albizia lebbeck Benth. (Fabaceae). [Betsimisaraka] [1.196]
14  [Sakalava]
15  [Tsimihety]
Vocabulary  16  Botany: medicinal plants
Synonyms  17  baonara
Scientific name 
Illustrations 
19 

Anagrams  20  bonara, robaña

Updated on 2024/10/14