|
|
|
|

Entry1  bokotra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: clothing
Explanations in Malagasy  4  Zavatra vita tamin' ny tandroka na hazo na nifin' elefanta voamboatra boribory ka apetaka amin' ny akanjo mba hanidiana ny laniny roa aminy misaraka: Boko-palitao 5  Lava-bokotra: lavaka atao amin' ny akanjo izay zairina ny sisiny ary atao hidin' ny bokotra 6  Zavatra boribory fampandehanana ny vata fandraisam-peo sasantsasany: Ahodino ny bokotra fa tsy tiako izany hira izany [1.1]
Explanations in English  7  a button. [Eng. Button.] [1.2]8  [French bouton] a button. [1.7]
Explanations in French  9  [français bouton] bouton [1.8]
Examples  10  Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy. [2.471]
11  Njay ny an' ialahy", hoy aho namaha ny bokotra malabariko. [2.4]
12  Eto dia vozon' akanjo tsy mihidy bokotra fa mivelatra mampiseho tenda. [2.643]
Compound words 

Anagrams  16  bokotra, katrobo, oktobra

Updated on 2023/06/18