Entry | 1 bisikilety |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fita ovam-pandehanana misy familiana sy kodiarana roa mifanao aloha sy aoriana, ka fivoy, eo afovoany, misy rantsany roa havia sy havanana izay hitsahin' ny tongotra no mampihodina ny kodiarana ka mampandeha azy; nomena anarana koa hoe tongomalady [1.1] |
Explanations in English |
4 a bicycle [1.7] |
Explanations in French |
5 bicyclette [1.8] |
Vocabulary |
6 Transportation |
Synonyms | 7 tongomalady |
Compound words |
|
Updated on 2020/07/31 |