Entry | binata (bata) | ||||||
Part of speech | passive verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Voabata, bataina: Nobinatako ilay entana fa tsy zakako [1.1] | ||||||
Explanations in English | [passive with infix] [1.2] | ||||||
Explanations in French | Porté, soulevé [1.3] | ||||||
Examples | Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko.
[2.643] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | voabata | ||||||
Anagrams | binata, tinaba |
Updated on 2023/02/21 |