|
|
|
|

Entry1  bibibiby
Root  2  biby
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy matahotra na inona na inona, sahisahy ratsy, mahery setra: Bibibiby ny ahy io zanako io: raisiny amin' ny tanany ny tanalahy dia ataony ao ambany helika
5  [1.78] jereo bibibibinolona
Explanations in English  6  [1.2] brutal, obstinate
Examples  7  [2.606#] Ny zaza novelomin'ny biby ohatra dia lasa bibibiby ihany koa.
8  [2.4#] Noho ny toe-javatra hitako na nihatra tamiko tato anatin' ny indroa andro, efa lasa bibibiby izany aho.
Derivatives 
9  Active verbs :
Compound words 

Updated on 2025/02/02