Entry (1/3) | 1 behatoka |
Root | 2 be |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Anaram-bola frantsay, ilay niasa tamin' ny andron' i Louis XIII sy Charles X, izay nampiasaina koa ho farantsa taty Madagasikara, mitovy amin' ny Tsanganolona, Tanamasoandro, Malamakely.,.; be hatoka ny fahitana ny mpanjaka tamin' ireo vola ireo, ka izany no nahatonga ny anarany [1.1] |
Explanations in English |
5 a kind of dollar [1.2] |
Explanations in French |
6 à forte tête, à grosse nuque. Les pièces de cinq francs à l' effigie de Louis XVIII et de Charles X de France, à cause de la forte tête des Bourbons [2.415#6619] 7 la nuque, la partie arrière de la tête [1.196] |
Examples |
8 ny vola behatoka dia mbola vola frantsay koa, ilay niasa tamin' ny andron' i Louis XIII sy Charles X: be hatoka no fijerin' ny Malagasy ny sarin' ireo mpanjaka ireo teo amin' ny vola. [2.436#] 9 Ny amy ny vola 160 Ny vola, na ngita, na tanamasoandro, na tsanganolona, na tokazo, na malamakely, na behatoka, na tombotsisina, dia atao - 106 - - 407 - mitovy ny fandraisana azy, na ny fanakalozan' azy, raha samy tsara; [1.123#] |
Vocabulary |
10 Economy: finances, management |
Entry (2/3) | 11 behatoka |
Root | 12 be |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in English |
14 an inferior kind of rice [1.2] |
Explanations in French |
15 Nom d'un riz sauvage : Oryza longistaminata A. Chev. & Roehr. (Poaceae). [1.196] |
Vocabulary |
16 Botany |
Scientific name |
|
Entry (3/3) | 18 behatoka |
Root | 19 be |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in English |
21 A species of tobacco with long stalks [1.2] |
Explanations in French |
22 Variété de tabac ayant au sommet une tige très épaisse et de gros noeuds ; elle aime les sols marécageux. On la cultive pour la production du tabac à chiquer malgache. [Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
23 Botany |
Anagrams | 24 behatoka, betohaka |
Updated on 2022/10/17 |