Entry | 1 bedy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin' itỳ marary eto anilako itỳ 4 Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin' Ingahy mpampiasa 5 Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy hody alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin' i Neny 6 Tenenina, tezerana: Ho bedin' ny mpampianatra aho fa tsy nahavita ny entimody [1.1] |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 bedibedy |
Updated on 2023/01/21 |