Entry | batemy | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | (Fiv. kat.) Sakramenta iterahan' ny olona ara-panahy amin' ny fidirana ho isan' ny kristianina zanak' Andriamanitra satria voadion' ny rano tamin' ny fahotana izy [1.1] | ||||
Explanations in English | Baptism [1.7] | ||||
Explanations in French | Baptême [1.8] | ||||
Baptême (pour les catholiques) [1.5] | |||||
Vocabulary | Religions, Beliefs | ||||
Synonyms | batisa | ||||
Compound words |
| ||||
Origin | French: batême. | ||||
Anagrams | batemy, mbetia, mibeta |
Updated on 2020/07/31 |